txy_isa_text_reg/26/20.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 20 Mandehana, ry vahoakiko, milira agny an'efitragnonao, ka hilio reo vatrangarandrareo; mivonia ao agnatin'gny fotoa visy, mandra-pahalasan'gny fahasosora.\v 21 Fa, ingo, fa hiala avy ao amin'gny toerany ba hagnasazy gny ponin'gny tany noho gny helok'ereo Yaveh; hapiharihary gny fandasahan-diony gny tany, vo sy hagnavony gny faty ao aminazy sasy.