auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-07-30 13:49:37 +02:00 committed by root
parent 3378522f98
commit e675a1ff0c
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Gny fierosiny dra manahaky gny liona; dra hierosy manahaky gny zana-diona ereo. Dra hierosy vo hisambosy gny haza ereo dra hitaritaiky anizeho, dra sy hisy hamonzy
\v 29 Gny fierosiny dra manahaky gny liona; dra hierosy manahaky gny zana-diona ereo. Dra hierosy vo hisambosy gny haza ereo dra hitaritaiky anizeho, dra sy hisy hamonzy. \v 30 Amin'izeho andro zeho dra hierosy hanohisy gny haza manahaky gny fierosin'gny ranomasy ereo. No misy olo magnety gny tany, dra hahita hezy vo fizalia izy; ndre dra ho mezin'gny raho aza gny hazava.

File diff suppressed because one or more lines are too long