diff --git a/59/07.txt b/59/07.txt index b960b6e..cf03940 100644 --- a/59/07.txt +++ b/59/07.txt @@ -1 +1 @@ -Mihazakazaky ho agny amin'gny rasy gny tombony, vo mihazakazaky handasaky lio sy mana-syigny ereo. Fihevisy fahota gny f \ No newline at end of file +\v 7 \v 8 Mihazakazaky ho agny amin'gny rasy gny tombony, vo mihazakazaky handasaky lio sy mana-syigny ereo. Fihevisy fahota gny fihevisiny; herisetry vo fandrava gny lalagnany. Gny lalagnan'gny fiadagna sy bo fatas'ereo, dra sy misy rariny eo amin'gny lalany. Nagnamboasy lala-meloky ereo; ze iaby mandeha amin'izeho lala zeho dra sy mahita fiadagna. \ No newline at end of file