txy_isa_text_reg/47/03.txt

1 line
362 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-27 17:04:56 +00:00
\v 3 Hiseho gny fitanzahandrareo, eka, gny hegnasindrareo dra ho hita: hamaly faty Zaho dra sy hamindra fo amin'olo.\v 4 Gny Pagnavosy asika, Yaveh tompon'gny maro gny agnarany, gny Raiky Masin'Israely. \v 5 Mitoboha amin'gny mangiky dra mandehana agny amin'gny mezy, ry zanaky vavin'gny Kadeana; fa handrareo dra sy ho tokavy ho andriam-bavin'gny fanzaka sasy.