txy_isa_text_reg/62/08.txt

1 line
398 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-25 21:24:45 +00:00
\v 8 Nifata tamin'gny tagnany akavagna vo taming'ny sandrin'gny heriny Yaveh ho: " Azo atoky fa sy hagnome gny varinandrareo ho sakafo ho an'ireo fahavalondrareo sasy Zaho. Reo vahiny dra sy hino gny divay vaovaondrareo, ze niasandrareo.\v 9 Fa reo ze mizinza gny vary dra hihina anizeho sady hisiriry an'i Yaveh, vo reo ze mioty voaloboky dra hino gny divay ao amin'gny fisaran'gny toerako masy."