txy_hos_text_reg/06/04.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 4 Ry Efraima, ino gny hahiko mindray aminiha? Ry Joda, ino gny hahiko mindray aminiha? Gny fahatokia dra sahala gny rahon'gny maraindray, manahaky gny ando ze selasela dra lasa. \v 5 Dra nikapakapaiko tamin'gny alalan'ireo paminany ereo, novonoko tamin'gny alalan'gny zakan'gny vavako ereo. Reo lalagnaniha dra manahaky gny hazava ze mamirapirasy.