diff --git a/06/01.txt b/06/01.txt index a6cf886..bc77c2f 100644 --- a/06/01.txt +++ b/06/01.txt @@ -1 +1 @@ -" Avia, ndao sika hihery amin'i Yaveh. Fa nanototoro asika IZy, fe hagnasitra asika; nandrasy asika Izy, fa hamehy gny ferisika. Afaky ro andro dra hamelo asika ndraiky Izy; hananga asika IZy amin'gny andro fahatelo, sady ho velo eo agnoloany sika. Aoky hahafatasy an' \ No newline at end of file +" Avia, ndao sika hihery amin'i Yaveh. Fa nanototoro asika Izy, fe hagnasitra asika; nandrasy asika Izy, fa hamehy gny ferisika. Afaky ro andro dra hamelo asika ndraiky Izy; hananga asika IZy amin'gny andro fahatelo, sady ho velo eo agnoloany sika. Aoky hahafatasy an'i Yaveh sika; aoky ho dodona hahalala an'i Yaveh sika. Gny fiposahany dra azo atoky manahaky gny ranon'ora Izy, manahaky gny loharanon'ora ze manondraky gny tany." \ No newline at end of file