txy_gen_text_reg/38/21.txt

1 line
476 B
Plaintext

\v Avy eo dra nagnotany ereo lelahy nitoboky teo amy fitoboha dra Adolamita ho: '' eza gny pivarotegna teto amy lalan'i Enaima?'' Hoy izy ereo ho: ''sy nisy mpivarotegna teto.'' \v 22Dra nihery tagny amin'i Joda izy dra ho izy ho: '' sy nahita anazy zaho. dra hoereo lelahy tegny amifitoboha ho: 'sy nisy mpivarotegna teto'' \v Hoy Joda ho:'' Aleo hotanany agny ihoky raha ihoky, ba sy hangala-baraka asika. fa napagnatisy zanak'osy tokoa zaho, kanefa hanao sy nahita anazy.''