txy_gen_text_reg/23/17.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 17 No zay gny zakan'i Efrona, zay tao Makpela, marin'i mamre teo, zay ho , gny saha, gny lava-bato zay ao aminazy, vo reo hazo aby zay eo amy tany vo magnodidy gny sisiny, dra lasan'i \v 18 Abrahama tamign'ny fiviliana zay teo aatrehan'ereo zanadahin'i Heta, teo anatrehan'ereo aby zay laha tagny amy vavahadiny tanany.