txy_ezr_text_reg/08/33.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 33 Vo tamin'gny andro fahaefasy dra nilanzay tao an-tragnon'gny Zagnaharinay teo an-tagnan'i Meremota zanadahin'i Oria pisoro gny volafosy, volamena, vo reo raha, dra nidray taminazy Eleazara zanadahin'i Finehasa, Jozabada zanadahin'i Jesoa, vo Noadia zanadahin'i Biony gny Levita. \v 34 Voafarisy gny isa vo gny lanzan'gny raha aby. Nisorata aby gny Lanza aby tamin'izeho fotoa zeho.