txy_ezr_text_reg/04/17.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 17 Dra nandefa valinteny tagny amin'i Rehoma vo Simsay vo reo namany tao Samaria vo reo ambiny ze tao amin'gny Faritany Andafin'gny Ony gny pazaka ho: 'Fiadagna ra ho andrareo. \v 18 Gny taratasy ze nalendrareo ho anahy dra fa voadika sady nivakia taminahy. \v 19 Dra napanao fagnadihadiha zaho dra nahafatasy fa tamin'gny andro taloha dra fa nikomy nanohiasy reo pazaka ereo.