txy_ezr_text_reg/03/10.txt

1 line
531 B
Plaintext

\v 10 Nametraky fotosy ho an'gny Tepolin'i Yaveh reo pagnory. Nahafahan'ireo pisoro nisanga nanao reo akazony mindray amin'gny asiva zeho, vo nahafahan'ireo Levita, reo zanadahin'i Asafa, niansa an'i Yaveh tamin'gny kipanso, araky gny nandilian'gny tagnan'i Davida, pazakan'Israely.\v 11 Niansa fidera vo fisora ho an'i yaveh ereo ho: 'Soa Izy! Maharisy mandrakizay gny fanekeny mahatoky amin'Israely." Nihorakoraky fatrasy tamin'gny korakim-pifalia ho fidera an'i Yaveh gny vahoaky aby fa voapetraky gny fotosy ioeran'gny tepoly.