txy_ezr_text_reg/03/03.txt

1 line
541 B
Plaintext

\v 3 Dra natobok'ereo teo amin'gny fitoerany gny alitara, fa naneniky andreo gny horohoro nohon'gny amin'gny olon'gny tany. Nanolosy fagnatisy oroa ho an'i Yaveh vo mangiran-drasy vo tamin'gny hariva ereo. \v 4 Nitandry gny Firavoravoan'gny Felofa avo koa ereo araky gny voasorasy dra nanolosy fagnatisy oroa isan'andro araky gny lily, arak gny andraikisy isan'andro aby.\v 5 Araky zeho, dra nisy gny fagnatisy oroa andavanandro vo isam-boloana vo fagnatisy ho an'ireo firavoravoan'i Yaveh fa voatondro aby, mbamin'ireo fagnati-sitrapo aby.