txy_ezr_text_reg/01/07.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 7 Naboakin'i Kyrosy pazaka avo koa reo raha tao an-tragnon'i Yaveh ze nandesin'i Nebokadnezara lat'agny Jerosalema dra napetrany tao amin'gny tragnon'ireo zagnahariny manoka.\v 8 Napetrak'i Kyrosy teo an-tagnan'i Mitredata pitavhiry vola, ze nagnisa reo ho an'i Sesbazara, pitariky an'i Joda zeho.