txy_ezr_text_reg/08/08.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 8 Amin'gny taranak'i Sefatia, dra Zebadia zanadahin'i Mikaela dra nindray taminazy nisy valopolo lahy voatanisa. \v 9 Amin'gny taranak'i Joaba, dra Obadia zanadahin'i Jehiela dra nindray taminazy nisy 218 lahy voatanisa. \v 10 Amin'gny taranak'i Selomita zanak'i Josifia dra nisy 160 lahy voatanisa nindray taminazy. \v 11 Amin'gny taranak'i Bebay, dra Zakaria zanadahin'i Bebay dra nisy valo amby ropolo lahy voatanisa nindray taminazy.