1 line
357 B
Plaintext
1 line
357 B
Plaintext
\v 9 bokeo i Rehoma, Simsay, vo reo naman'ere, ze pisara vo manam-boninahisy hafa tao amin'gny governemanta, boaky agny Ereka, Babyloaba, vo Sosa boaky agny Elama dra nanorasy taratasy--- \v 10 mbamin'ireo vahoaky ze niseren'i Asnapara lahibe sady mana-kaza hagnorim-ponegna tagny Samaria, nindray tamin'ireo sisa ze tagny amin'gny Faritany Andafin'gny Ony. |