1 line
488 B
Plaintext
1 line
488 B
Plaintext
\v 1 Vo reo sasany tamin'gny fahavalon'i Joda vo Benjamina dra nahare fa gny vahoaky ze nahy sesitany dra magnory tepoly ho an'i Yaveh, gny Zagnaharin'Israely amizao. \v 2 Dra nagnato an'i Zerobabela vo reo lohan'gny fokon'gny razambe ereo. Ho ereo tamin'ereo ho: 'Engao zahay hagnory hindray amindrareo, fa akory, mitalia gny Zagnaharindrareo, manahaky andrareo zahay, vo nanao soro ho Anazy hatramin'gny andro nandesan'i Esara-hadona, pazakan'i Asyria, anay teto amin'itiky toera tiky." |