1 line
443 B
Plaintext
1 line
443 B
Plaintext
\v 6 Nanomboky nanolosy fagnatisy oroa ho an'i yaveh ereo gny andro volohany tamin'gny vola fahafito, ndre dra bo sy voaisy fotosy aza gny tepoly. Koa dra nomen'ereo volafosy aby reo panao vato vo reo panao tao-raha, \v 7 dra nomen'ereo sakafo, raha finomy, vo menaky gny vahoakin'i Sidona vo Tyra, dra nanday hazo sedera tegny an-dranomasy lat'agny Libanona dra hatragny Jopa ereo, araky gny nagnomezan'i Kyrosy, pazakn'i Persia alala andreo. |