auto save
This commit is contained in:
parent
9ba5298ee4
commit
66eb0edea3
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Dra natobok'ereo teo amin'gny fitoerany gny alitara, fa naneniky andreo gny horohoro nohon'gny amin'gny olon'gny tany. Nanolosy fagnatisy oroa ho an'i Yaveh vo mangiran-drasy vo tamin'gny hariva ereo. Nitandry gny Firavoravoan'gny Felofa avo koa ereo araky gny voasorasy dra nanolosy fagnatisy oroa isan'andro
|
||||
\v 3 \v 4 Dra natobok'ereo\v 5 teo amin'gny fitoerany gny alitara, fa naneniky andreo gny horohoro nohon'gny amin'gny olon'gny tany. Nanolosy fagnatisy oroa ho an'i Yaveh vo mangiran-drasy vo tamin'gny hariva ereo. Nitandry gny Firavoravoan'gny Felofa avo koa ereo araky gny voasorasy dra nanolosy fagnatisy oroa isan'andro araky gny lily, arak gny andraikisy isan'andro aby. Araky zeho, dra nisy gny fagnatisy oroa andavanandro vo isam-boloana vo fagnatisy ho an'ireo firavoravoan'i Yaveh fa voatondro aby, mbamin'ireo fagnati-sitrapo aby.
|
Loading…
Reference in New Issue