\v 24 Magnaraky anizeho dra nifanty lelahy ro ambin'gny folo amin'ireo manam-boninahisy gny fisorona zaho: Serebia, Hasabia, vo folo tamin'gny rahalahin'ereo. \v 25 Nandaza volafosy, volamena, vo raha vo fagnatisy ho an'gny tragnon'Agnahary ze natolosy gny pazaka, reo panolo-sainy vo manam-boninahiny, vo reo ze natolosy gny Israely aby maimaim-poa ho anazy zaho.