txy_ezr_text_reg/04/04.txt

1 line
405 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2021-07-31 05:47:51 +00:00
\v 4 Dra nahin'ireo vahoakin'gny tany nalemy gny tagnan'ireo Jodiana; nahin'ereo natahosy gny hagnory reo Jodiana. \v 5 Nolangolangoin'ereo avo koa gny panolon-say so hahafoa gny tetik'ereo. Nandrisy gny andron'i Kyrosy aby vo tamin'gny fanzakan'i Dariosy pazakan'i Persia ereo gny nanao anizeho. \v 6 Vo tamin'gny fiandohan'gny fanzakan'i Ahasoerosy dra nanorasy fiapanga an'ireo Joda vo Jerosalema ereo.