1 line
481 B
Plaintext
1 line
481 B
Plaintext
\v 18 Avy taminahy ndraiky gny zakan'i Yaveh, nanao ho: \v 19 "Amizao hanao, ry zanak'olo, manendre lala ro hiavian'gny mesa gny pazakan'i Babylona. Samby hanomboky eo amin'gny tany raiky avo reo lala ro, dra hisy takelaby hagnamariky gny raiky amin'ireo handay agny amin'gny tana.\v 20 Mariho ho an'gny tafiky Babyloniana gn lala raiky so hagnagny Raba, gny tanan'gny Amnita. Moariho hanaday agny amin'gny tafik'i Joda vo gny tanan'i Jerosalema, ze voaaro fatrasy gny raiky hafa. |