\v 30 Aheregno ao amin'gny fitoerany gny mesa. Ao amin'gny toera nanahia aniha, ao amin'gny tany nipoiraniha, gny hisarako aniha! \v 31 Halasako aminiha gny afon'gny fahasosorako dra hapetrako ho eo an-tagnan'gny olon-dozabe hanao, dra lelahy havagna amin'gny fandripaha!