txy_est_text_reg/07/01.txt

1 line
306 B
Plaintext

\v 1 Ka dra nandeha nanao firavoravoa nidray tamin'i Estera Pazaka gny pazaka vo Hamana. \v 2 Tamin'iho andro faharo iho, dra ho gny pazaka tamin'i Estera ho: "Ino gny fagnirianiha, ry Estera Pazaka? Ho taterahy aminiha zeho. Ino gny fangatahaniha? Hatramin'gny ansasaky gny fanzaka, dra ho taterahy zeho."