txy_ecc_text_reg/01/07.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 7 Reo ony aby mikoria an-dranomasy agny, fa gny ranomasy sy mbo mety feno. Agny amin'izay toera handehan'ireo ony, gny handehanan'izay ndraiky.\v 8 Nazary mandrokaky gny raha aby, dra sy misy afaky magnazava zay.Gny maso sy afa-po amin'ize hitany, na gny sofy tateraky amin'ize reny.