1 line
350 B
Plaintext
1 line
350 B
Plaintext
\v 1 Tamy tao faharo nazakan'i Nebokadnezara, dra nagnofy izy. Nihorohoro gny sainy, dra sy afa-nandry izy. \v 2 Dra nampitoka reo ambiasa vo reo ze nizaka ho miresaky amy maty gny Pazaka . Nitoka reo mpanao oly vo reo olon-kendry avo koa izy. Nagniry anazy reo hizaka anazy gny momba gny nofiny izy. Koa nilisy ereo dra nisanga teo anolohany Pazaka. |