txy_dan_text_reg/02/21.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 21 Manova gny fotoa gny vanim-potoa Izy; mangalaky vo mametraky gny Pazaka eo amin'ireo seza fiandrianany Izy.Magnome fahendre ho agny hendry Izy dra fahalala ho an'ereo ze mana fahazava-say .\v 22 Mampiseho gny laliky vo reo raha-mivony Izy satria hainy gny ao agnatiny fahamezigna, dra gny hazava miay ao aminazy.