txy_dan_text_reg/10/20.txt

1 line
358 B
Plaintext

\v 20Dra hoy izy ho:''Fatasao se nanaoakory zaho gny avy eto aminao? Bo hihery hialy amigny andriandahin'i Persia zaho. Gny fa mandeha zaho, dra ho avy koa gny andriandahin'i Grisia. \b 21Nefa ho zakako aminao zay voasorasy ao amigny Bokin'ny Marina. Sy misy olo mapiseho gny tazaky gny tegnany aminahy ba hanohisy anazy reo, fa sy Mikaela andriandahidrareo.