txy_dan_text_reg/01/01.txt

1 line
486 B
Plaintext

\v 1Tamigny tao fahatelo nazakan'i Joiakima pazakanigny Joda, Nebokadnezara pazakan'i Babylona avy tao Jerosalema dra nagnodidy gny tana ba hanapaky gny famasia aby ho an'izay. \v 2Gny topo nagnome fandresena an'i Nebokadnezara teo amin'i Joaikima pazakanigny Joda, dra izy nagnome anazy tamireo raha masy boak'ao amigny tragnon'Agnahary. Ninday reo ho agny amigny tanin'i Babylona izy, ho agny atragnon'Agnahary, dra napetrany tao amigny fitoeran-drakisy gny zagnahariny reo raha masy.