1 line
453 B
Plaintext
1 line
453 B
Plaintext
\v 24Ho lahibe tokoa gny heriny__-fa sy tamigny heriny manoka. Ho gaga ami'zay ho ravany izy; hiasa izy dra hahomby. Handrava vahoaky mahery izy, vahoaky eo ami'reo zay masy. \v 25Amigny alalan'ny hafesifesy gny hanovany fitaky mahomby ambanin'ny tagnany. Ho avy lahibe amigny eriserisy avo koa izy. Handrava olo maro sy apoizy izy. Hisanga izy na dre hanohisy gny pazakan'ireo pazaka aza, dra ho torotoro izy, fa sy ba amigny alalan'ny tagnan'olombelo. |