txy_dan_text_reg/07/01.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 1Tamigny voloha-taonan'i Belsazara pazakan'i Babylona, dra nagnonofy vo nahazo fahita asay i Daniela raha nandry teo amigny fandriany izy. Boak'eo dra naorasy ze hitany tao amigny nofiny izy. Nanorasy reo tranga manan-daza faratapony izy: \v 2Nagnazava i Daniela ho: "Tao agnatinigny fahitako tamigny hariva dra nahita reo sioky efasy gny lagnisy zaho dra napihesiky gny ranomasim-be. \v 3Biby lahibe efasy, samihafa karazan'aby, gny niakasy boak'ao amigny ranomasy.