txy_dan_text_reg/09/07.txt

1 line
490 B
Plaintext

\v 7Hanao, ry topo, gny fahamarigna. Kanefa, ho anay amizao, gny hegnasy eo amigny tavany__ho anigny vahoakigny Joda vo reo ze mony agny Jerosalema, dra ho anigny Israely aby. Agnisan'izay reo ze mariny vo reo ze lavisy indrindra agny amigny tany aby ze nandefasanao anereo. Izay dra noho gny fitaky lahibe ze nataonay hanohisy Anao. \v 8Ho anay, ry Yaveh, eo amigny tavanay gny hegnasy__ho an'ireo pazakanay, ho an'ireo lahebenay, dra ho an'ireo razambenay__akory fa nanota taminao izahay.