txy_dan_text_reg/09/05.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 5Fa nanota izahay dra fa nanao gny sy mety. Fa nanao fitondra-tegna rasy vo nikomy izahay, niala tamigny didinao vo reo fisipikao. \v 6Sy niteno reo paminany panoponao ze nizaka tamigny agnaranao tamigny pazakanay izahay, reo pitariky anay, reo razambenay, dra reo vahoakigny tany aby.