txy_dan_text_reg/06/01.txt

1 line
482 B
Plaintext

\v 1Nahafaly an'i Dariosa gny nanendry governora 120 isa-paritany nanera gny fazaka ze hanapaky manera gny fazaka aby. \v 2Nisy komandy lahibe telo teo amin'ereo, dra raiky tamireo i Daniela. Reo komandy lahibe reo dra voatendry ba hagnara-maso reo governora isa-parisy, ba sy ho maty atoky gny pazaka. \v 3Niavaky agnanireo komandy lahibe hafa vo reo governora isa-parisy i Daniela akory nana fagnahy miavaky izy. Nanao drafisy gny hametraky anazy manera gny fazaka aby gny pazaka.