txy_dan_text_reg/04/01.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 1Nandefa izao didy izao ho an'ireo vahoaky, reo firenena, dra reo fizaka aby ze nony tetiky agnabonigny tany i Nebokadnezara pazaka ho: "Hapitombo amindrareo anie gny fedagna. \v 2Tao soa aminahy gny mizaka amindrareo reo famata vo raha-mahagaga ze nataonigny Avo indrindra taminahy. \v 3Lahibe loasy reo famatarany, dra mahery loasy reo raha-mahagaga! Fazaka sy mana-pahataperany gny fazakany, dra maharisy hatramigny taranaky fara mandimby gny fanapahany.