\v 25Dra nandesin'i Arioko teo agnatrehanigny pazaka i Daniela dra nizaka ho: "Nahita lelahy raiky teo amireo olon'i Joda natao sesitany ze hagnambara gny dikanigny nofinigny pazaka zaho." \v 26Hoy gny pazaka tamin'i Daniela (ze atao ho Beltesazara): "Moa ra hanao afaky gny hizaka aminahy gny nofy ze hitako vo gny heviny?"