auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2021-05-25 10:23:25 +02:00 committed by root
parent ae4709fa55
commit fd71e97b6d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20Fa gny niavognavo gny fony dra nihafatrasy gny fagnahiny ba hanovany raha sahisahy, dra nalany lateo amigny seza fiandriana maha pazaka anazy izy, dra nalany ereo gny vaninahiny. \v 21Niroahiny tamigny olombelo izy, nana sai-biby izy, dra niara-niay tami'ireo borikidia izy. Nihinan'aisy manahaky gny agnomby izy. Leny gny andon'ny lagnisy gny vatany mandra-paha
\v 20Fa gny niavognavo gny fony dra nihafatrasy gny fagnahiny ba hanovany raha sahisahy, dra nalany lateo amigny seza fiandriana maha pazaka anazy izy, dra nalany ereo gny vaninahiny. \v 21Niroahiny tamigny olombelo izy, nana sai-biby izy, dra niara-niay tami'ireo borikidia izy. Nihinan'aisy manahaky gny agnomby izy. Leny gny andon'ny lagnisy gny vatany mandra-pahafatarany fa gny Zagnahary avo indrindra gny manapaky eo amigny fazakan'ny vahoaky dra manendry zay tiany hapetraky