auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2021-05-25 13:09:33 +02:00 committed by root
parent c63cb8d5c4
commit dc9cc9b84d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 26Dra nagnato gny vatrangaranigny lafory midebadeda i Nebokadnezara dra nitoka fatrasy ho: "Ry Sadraka, Mesaka, dra Abednego, panopon'Agnahary Avo Indrindra, miboaha! Mandehana atiky!" Dra niboaky boak'ao amigny afo i Sadraka, Mesaka, dra Abednego. \v 27Reo governora-paritany, reo governora-parisy, reo governora hafa, dra reo panolo-sainigny pazaka ze niara-nivory dra nahita reo
\v 26Dra nagnato gny vatrangaranigny lafory midebadeda i Nebokadnezara dra nitoka fatrasy ho: "Ry Sadraka, Mesaka, dra Abednego, panopon'Agnahary Avo Indrindra, miboaha! Mandehana atiky!" Dra niboaky boak'ao amigny afo i Sadraka, Mesaka, dra Abednego. \v 27Reo governora-paritany, reo governora-parisy, reo governora hafa, dra reo panolo-sainigny pazaka ze niara-nivory dra nahita reo lelahy reo. Sy