\v 7 Azo atoky fa sy hanao ndre ino ndre ino i Tompo Yaveh no sy magnambara reo fikasany amin'ireo paminany panopony Izy.\v 8 Ia gny sy hatahosy; no nierosy gny liona? Fa nizaka gny Tompo Yaveh, ia gny sy haminany?