\v 3 Sa ra hindray handeha gny ro no sy niray hevisy ereo?\v 4 Sa ra hierosy agny agn'ala gny liona no sy misy haza izy? Sa ra hierosy ao an-davakiny gny liona tanora no sy nahazo ndre ino ndre ino izy?