auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-07-14 17:33:18 +02:00 committed by root
parent 6cc521c937
commit acba330137
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Nandefa areti-mandripaky teo amndrareo manahaky gny teo amin'gny Egypta Zaho. Novonoko tamin'amesa gny tovolahindrareo, nalako gny sovalindrareo, dra nahiko teo amin'gny vavorondrareo gny hamembon'gny tobindrareo. Fe sy nihery taminahy avo handrareo---zay gny fagnambaran'i Yaveh.\v 11 Nandripaky tana teo ami
\v 10 Nandefa areti-mandripaky teo amndrareo manahaky gny teo amin'gny Egypta Zaho. Novonoko tamin'amesa gny tovolahindrareo, nalako gny sovalindrareo, dra nahiko teo amin'gny vavorondrareo gny hamembon'gny tobindrareo. Fe sy nihery taminahy avo handrareo---zay gny fagnambaran'i Yaveh.\v 11 Nandripaky tana teo amindrareo zaho, manahaky gny tamin'gny nandripahan'Agnahary an'i Sodoma vo Gomora. Fa sahala amin'gny tapa-kazo mirehisy nisintony latao amin'gny afo handrareo. Fe sy nihery taminahy avo handrareo---zay gny fagnambaran'i Yaveh.