txy_amo_text_reg/03/09.txt

1 line
378 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-14 15:33:18 +00:00
\v 9 Ambarao agny amin'ireo ferova fatras'i Asdoda zay, vo agny amin'gny ferova fatrasin'gny tany Egypta; zakao ho: " Mivory handrareo egny amin'ireo tendrombohis'i Samaria vo atio gny fifanzevogna be ze ao aminazy, vo ino gny fahoria ao aminazy.\v 10 Fa sy mahay gny fanaova gny mary ereo---zay gny fagnambaran'i Yaveh---Mitahiry herisetry vo faharava ao amin'gny fefiny ereo."