txy_2ch_text_reg/36/08.txt

1 line
266 B
Plaintext

\v 8Raha gny amireo raharaha hafa mahakasiky an'i Joiakima, reo raha mahasiravy ze nataony, vo ze hita nanohisy anazy, dra ingo, voasorasy ao amigny bokinigny tatararan'ireo pazakan'i Joda vo Israely reo. Dra Joiakima, zanadahiny, gny lasa pazaka teo amigny toerany.