txy_2ch_text_reg/35/25.txt

1 line
465 B
Plaintext

\v 25Nanao hira fisogna ho an'i josia i Jeremia; gny pihira lahy vo vavy aby dra misaona an'i Josia mandrakak'ehitriny. Reo hira reo dra avy fomba tao Israely; ingo, voasorasy ao amigny hira fisogna reo. \v 26Gny ami'reo raha mahakasiky an'i Josia, vo reo asa soa nataony tamigny fakatoava zay voasorasy tao amigny lalan'i Yaveh__\v 27Dra reo asany, nanomboky tagny am-piandohany hatramigny fiafarany, dra voasorasy ao amigny bokin'ireo pazakan'i Joda vo Israely.