1 line
350 B
Plaintext
1 line
350 B
Plaintext
\v 29Boak'eo gny pazaka nagniraky pinday hafasy dra namory gny loholon'i Joda vo Jerosalema aby. \v 30Dra niakasy tao atragnon'i Yaveh gny pazaka, vo reo lelahin'i Joda aby dra reo ponin'i Jerosalema, vo reo pisoro, reo Levita, dra gny vahoaky aby, hatramigny kely. Dra nivakiny tamin'ereo gny zaka aby bokinigny Fagneke ze hita tao atragnon'i Yaveh. |