txy_2ch_text_reg/31/01.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 1Dra gny fa vita zay aby zay, dra niboaky ho agny amireo tanan'i Joda gny vahoakin'Israely aby ze tagny dra nanorotoro reo andrim-bato vo nanapaky reo baon-Aseraha, dra niravan'ereo gny fitoera abo vo reo alitara tao amin'i Joda vo Benjamina, vo tao Efraima dra Manase aby, mandra-paharavan'ereo anazy aby. Dra nihery gny vahoakin'Israely aby, gny sirairay tagny amigny fanagnany vo gny tanany aby.