txy_2ch_text_reg/30/21.txt

1 line
514 B
Plaintext

\v 21Gny vahoakin'Israely ze tagny Jerosalema dra nitandry tami-kafaliam-be gny firavoravoa amigny Mofo sy misy masirasira nandrisy gny hafitoa. Reo Levita vo reo pisoro dra nidera an'i Yaveh isan'andro isan'andro, nihira niaraky tamigny raha magneno fatrasy ho an'i Yaveh. \v 22Dra Hezekia napahery reo Levita aby ze nahatakasy gny fanopoa an'i Yaveh, Ko dra nihina tami-piravoravoa nandrisy gny hafitoa ereo, nanolosy reo soro ho fagnati-pihombona, dra nibebaky tamin'i Yaveh, gny Zagnahariny gny razam-ben'ereo.