txy_2ch_text_reg/30/06.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 6Noho izay reo iraky dra nandeha ninday gny taratasy boak'amigny pazaka vo reo pitariny nanera an'Israely vo Joda aby, araky gny baikonigny pazaka. Hoy ereo ho: "Handrareo vahoakin'Israely, miheregna amin'i Yaveh, gny Zagnaharin'i Abreahama, Isaka, dra Israely, ba hiharegnany amigny sisa tavela amindrareo ze tafasoaky boak'eo atagnan'ireo pazakan'i Asyria.