txy_2ch_text_reg/09/10.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 10Reo panopon'i hirama vo reo panopon'i Solomona, zay ninday volamena avy tagny Ofira, dra ninday hazo Almoga vo vato sarobidy avo koa. \v 11Tamigny hazo Almogo, dra nanao dinga ho an'ny tragnon'i Zagnahary vo gny tragnony gny pazaka, dra koa harpa vo lokanga ho an'ireo pitendry. Sy bo nisy hazo manahaky zay dra hira tagny amigny nisy hazo