1 line
469 B
Plaintext
1 line
469 B
Plaintext
\v 3Hoy izy tamireo Levita ze napianasy gny Israely aby vo ze voatoka ho an'i Yaveh ho: "Apetraho ao amigny tragno ze namboaran'i Solomona zanak'i Davida, pazakan'Israely gny fiara masy. Ka zaka egny amigny soroandrareo sasy zay. Dra derao Yaveh Zagnaharindrareo, dra topoy Israely vahoany. \v 4Mifandamina handrareo araky gny agnaranigny firazagnandrareo vo gny fizarandrareo, araky reo toromariky nisoratin'i Davida, pazakan'Israely, vo reo an'i Solomona, zanadahiny. |